Andefaso taratasy (Abel Andriarimalala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andefaso taratasy aho raha htjbr lasa ianao
Hodinidinihiko ny andro
Honofinofisiko ny alina
Andefaso taratasy aho raha lasa ianao
Hiononako rehefa tomany
fxxve Fa lavitra ianao ka tsy tratro
Ny olona mody tsy arahi-maso
Ny vatana fzeo lavitra tsy amindroana
Ny olana ve ra ara-hatao
Ka hoy aho é
Andefaso taratasy...
Ny mahazo aty efa maizina any
tononkira.serasera.org Ka hoy aho é Andefaso taratasy...
Fantsona tapaka alefanao
Tsy miova hatrany ka hatraty
Ka tsy mba ho ratsy kanefa
Ka hoy aho é
Andefaso taratasy... (2)
Hodinidinihiko ny andro
Honofinofisiko ny alina
Andefaso taratasy aho raha lasa ianao
Hiononako rehefa tomany
fxxve Fa lavitra ianao ka tsy tratro
Ny olona mody tsy arahi-maso
Ny vatana fzeo lavitra tsy amindroana
Ny olana ve ra ara-hatao
Ka hoy aho é
Andefaso taratasy...
Ny mahazo aty efa maizina any
tononkira.serasera.org Ka hoy aho é Andefaso taratasy...
Fantsona tapaka alefanao
Tsy miova hatrany ka hatraty
Ka tsy mba ho ratsy kanefa
Ka hoy aho é
Andefaso taratasy... (2)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Abel AndriarimalalaHits : 2773
Likes : 0 Like
Created by : Fiffi
Date : 14/06/2019 15:35
