Fiainana izany (Zouky Midera)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô ry havana mihaino manatrika etoana
'Ty misy hafatra tiako ampitaina aminao
Ireo zava-tsarotra aafxx gpmsqgk sy mafy lalovanao
Momba ireny no tiako ampitaina

Hafaliana ve sa rrglem tanondrika lava
Na eso latsa na tsy fitiavana koa
Indro ambarako lazaiko aminao androany
Isaory an'Andriamanitra fa fiainana izany
Arakarak'ireo sento sy ireo toloko iainanao
No ho isam-pahasoavana ho anao


Ra misento ianao androany milatsa-dranomaso
Mitrakà rahavako mbola misy ny ampitso
Ny valim-pahoriana tsy mba ho ranomaso
Minoana tononkira.serasera.org an'i Jesoa, fa tsy maintsy hafaliana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Zouky Midera
Vangy : 276
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : IZNC
Daty : 25/07/2026 20:15
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6827