EFA VOAFAFA (Zo Ryan)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nofy ratsy sisa ny ahy mahatsiaro nenfw reo fahiny
ilay fitiavako natosikao nefa izaho tsy nanan-tsiny
ilay foko izay noratrainao tsy nahoanao tamin'izay
safidinao ny nandao ahy izay habkn tena antony tsy hay

REF:
Ankehitriny Ianao Milaza indray fltmp fa mbola tia ahy
Mialatsiny aminao aho tsy hiverina intsony aho f'efa fay
Ankehitriny Ianao miangavy ahy mba hanadino ireo lasa
Mialatsiny aminao tononkira.serasera.org aho, ny Fitiavako efa an'olon-kafa
Ianao EFA VOAFAFA

Tsy maninona fa horaisiko ireo fifonana nangatahinao
izaho kosa anefa tsy afaka intsony raha ny hoe mbola hitia anao
ilay foko izay noratrainao nisy nanasitrana ilay fery
dia izy ilay solonao ka izaho efa azy irery
REF: Ankehitriny Ianao.....

bridge:
Efa natolotro hoazy ilay fitiavako tsy nilainao
Izaho efa nanadino anao
Auteur /Compositeur : Zo Ryan

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Zo Ryan
Hits : 976
Likes : 0 Like
Created by : Zo Ryan Ofisialy
Date : 25/09/2022 21:37
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1367