You are here: home > Tononkira > 'Zay

Tolory azy ('Zay)

Fantany fa mbola kely loatra izy
Fantany fa mety tsy ho tianao
Nefa ny fony efa babonao
Ny rehetra anefa miankina aminao

Hery niainga avy ao anatiny
Hery tsy hainy notohaina
Nefa efa mTsiky dia ampyba nosaintsaininy
Efa mba nohalalininy
Efa tiany ianao, tiany efa hatry ny ela

Tolory azy izay tena ao anatinao
Tsory aminy fa tia azy koa ianao
Esory koa ireo tahotra namefy anao
Fitiavana madio no atolory azy

Mpihira : 'Zay
Mpamaky : 10504
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 11/10/2002 08:14:33
ID : 1117