Tolory azy ('Zay)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fantany fa mbola kely tokoa izy
Fantany fa mety ugmdg tsy ho tianao
Nefa ny fony efa lasanao
Ny fony efa iaux babonao
Ny rehetra anefa miankina aminao tononkira.serasera.org

Hery niainga avy ao anatiny
Hery tsy hainy notohaina
Nefa efa mba nosaintsaininy
Efa mba nohalalininy
Efa tiany ianao, tiany efa hatry ny ela

Tolory azy izay tena ao anatinao
Tsory aminy fa tia azy koa ianao
Esory koa ireo tahotra namefy anao
Fitiavana madio no atolory azy isjjlh

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0348