You are here: home > Tononkira > 'Zay

sara-tiana ('Zay)

x2
Rah hifarana eto ilay tantara
Eny ho ekeko f'izay no anjara
Aza omenao tsiny raha toa latsa-dranomaso
Ilay fitia lasany iny tsy tana atao hoe andraso

x2
Fa fo mbola tia no sady mikasa ho doria
Ka tsy mety mangina nefa indrisy tsisy mihaino
Tsy hafa hono ilay tiny fa ianao rery, asa mba saino
Fa tsy maintsy tomany, raha mbola tany koa ny tany

[Malala (Choristes)]
(Mbola tia, mbola Tsiky dia ampytia, mbola tia, tia anao)
Mbola tena tia
(Mbola tia)
Tia anao
(Mbola tia)
Mbola tena tia
(Mbola tia)
Tia anao, tia anao, tena tia
(Tena tia)

(Mbola tia)
Mbola tena tia
(Mbola tia)
Tia anao
(Mbola tia)
Tia anao
(Tia anao)
Tena tia

(Mbola tia, mbola tia, mbola tia, tena tia)

[Nary (Choristes)] x6
(Mbola ho avy)
Tena mbola ho avy
(Indray andro any)
Indray andro any
(Mbola ho tsiky ny tomany)
Ho tsiky ny tomany

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : 'Zay
Mpamaky : 9907
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : rasmuchacho
Tamin'ny : 27/01/2014 08:35:51
ID : 6451

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo