IREO FOTOANA FOHY (zanny)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza ejttyk misy anenenana
Ireo fotoana fohy shet
Nahafahantsika
Fa na dia ratsy fiafarana
Aza izy ireny dia
Ampy nahatsapana
Ny tao am-po nifankahalalana
Sy nahafahana nampitana



Ireo vetso, vetso maro samihafa
Nahatonga antsika hifanantsafa
Hifandray tsy ankihafahafa
Hifampidinika sy tononkira.serasera.org niray btrus tafa
Ny fahoriana niaraha-nizaka



Fa saingy ankehitriny
Hadino ireny rehetra ireny
Tena niofo ilay fahiny
Zara aza isika raha nifanimpy teny






A/C  ZANNY

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : zanny
Visites : 3314
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 05/03/2007 12:08
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0283