IREO FOTOANA FOHY (zanny)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
cyyb Aza misy anenenana
Ireo fotoana fohy
Nahafahantsika
Fa na dia ratsy fiafarana
Aza tononkira.serasera.org izy ireny dia
Ampy nahatsapana
Ny tao am-po nifankahalalana
Sy nahafahana nampitana



Ireo vetso, vetso maro samihafa
Nahatonga antsika hifanantsafa
Hifandray tsy ankihafahafa
Hifampidinika ptfolp sy niray tafa
Ny fahoriana niaraha-nizaka



Fa fnwoq saingy ankehitriny
Hadino ireny rehetra ireny
Tena niofo ilay fahiny
Zara aza isika raha nifanimpy teny






A/C  ZANNY

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : zanny
Hits : 3456
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 05/03/2007 12:08
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.1357