You are here: home > Tononkira > ZADOO

Ny fisiako (ZADOO)

Ampy izay
Aleo samy handeha any, aoka izay
Fa samy efa leo
K’aleo samy hody amin’ny tany izay niaviany avy

Tofok’aho
Mifamaly foana foana
Tsy mety ange, raha tsy mifandefitra
KTsiky dia ampyaleo samy hody amin’ny tany izay niaviany avy

Avelao aho, tsy mila intsony anao
Fa efa rerak’aho niadivanao tsotra izao
Ka zory amin’izay ny lalana nodiavinao
Voasakan’ny fisiako hatramin’izao

(2 Bis)

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : ZADOO
Mpamaky : 2406
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Kouala
Tamin'ny : 25/05/2004 06:37:06
ID : 2431

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo