NY ANTSONY (Yavo Ramanantoanina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mahatsiaro ho irery ianao ka mitomany
Fa xwjtugli mafy ny onjam-pianina mianjady
Tsarovy fa mbola misy Ray tia anao any ho any
Miandry ny hiverenanao Jeso tia

Raha mbola matory ianao ô! Mifohaza
Dia valio ny antsony hoe :avia
Fa nofy ratsy anie no niainanao
Ka henoy ny antsony mitalao uhbfmbpl ,mitalao

Tapaho ny hevitrao sao ho tara
Ny tanjony dia ny hamonjy Anao
Mba tsinjovy re ny hoavinao any afara
Ka henoy ny antsony aminao

Raha mbola matory ianao ô! Mifohaza
Dia valio ny antsony hoe :avis
Fa nofy ratsy anie tononkira.serasera.org no niainanao
Ka henoy ny dxhloswu antsony mitalao ,mitalao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Yavo Ramanantoanina
Hits : 1155
Likes : 1 Like
Created by : iRed
Date : 29/02/2020 20:55
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0407