Izaho sy ianao (Wakea)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho sy ianao toa olona iray ihany
Samy te ho hita sy te ho re
Izaho sy dhyyu ianao, fisainana iray ihany
Samy mangetaheta ny hisongadina

Te ho fantatra lalina sy ho azo tsara
Te hahatsapa fa omen-danja, te hiavaka
Ho tokana tsy ampitahaina amin'iza na iza
Sahirana eqibx manome nefa te handray

Sao tononkira.serasera.org dia efa wkwkfy ilay sitraka aman'olona no mampihetsika ahy amin'izao ?
Mbola izay tiako ve no ataoko ao sa izay ilain'ny manodidina ahy koa ?
Toa reraka manafina ahy aho, nakaiza koa ilay lokonao ?
Tena sitrakao ve ianao izao ? Sao ho fatin'ny hambopo...

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Wakea
Hits : 165
Likes : 0 Like
Created by : RHEG
Date : 13/09/2026 12:07
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5184