Izaho sy ianao (Wakea)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho sy ianao toa olona iray ihany
Samy te ho hita sy te ho re
Izaho sy ianao, fisainana iray ihany
Samy mangetaheta ny hisongadina
Te ho fantatra lalina sy ho azo tsara
Te hahatsapa fa omen-danja, te hiavaka
Ho tokana tsy cxxfjfil ampitahaina amin'iza na iza
Sahirana manome nefa te handray
Sao dia efa ilay sitraka aman'olona no mampihetsika ahy amin'izao dqzcoexg ?
Mbola izay tiako ve no ataoko ao sa grny izay ilain'ny manodidina ahy koa ?
Toa reraka manafina ahy aho, nakaiza koa ilay tononkira.serasera.org lokonao ?
Tena sitrakao ve ianao izao ? Sao ho fatin'ny hambopo...

--------
Lien: