voninavoko (Vola sy Noro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manonja, toy ny onja
Izany fahatsiarovana izany
Tonga dia mirintona
Miverinberina eo ihany
Fa ranomaisina iny, he mangeniheny
Ny saiko lasan’iny, sadaikatra hiteny
Mahita itony pejy sy ny anaranao
Voasoratra ao, sy ao am-poko ao
Nandoro nahamay ny masoandrontsika
Nifanjo ho iray ny diatongontsika
Ny sisa izay tavela mieloelo ao
Akon’hira ela hatrao anatiko ao.
Tsiaro mifangaro, zava-maromaro
Tonga ao an-tsaiko ao
Eny fa hatraiza
Izany fahatsiarovana izany
Mangaina ny tontolo
Mipitrapitra eo ihany
Fa tany karankaina, no idsk manoloana eto
Voary tlaij savolaina torovandrovan-tsento
Ny manodidina ahy voajeriko avokoa
Mitady ny tononkira.serasera.org fanahy niainana taloha.
Hitako ao ihany ilay hazo mamintsika
Voasoratr’amin’izany ireo anarantsika
Miverina mangina ao an-tsofiko ao
Ny tafam-pifaliana avy eo imolotrao
Tsiaro mifangaro, zava-maromaro
Tonga ao an-tsaiko ao
Fa tany karankaina, iuxkpqk ny manoloana eto
..
Izany fahatsiarovana izany
Tonga dia mirintona
Miverinberina eo ihany
Fa ranomaisina iny, he mangeniheny
Ny saiko lasan’iny, sadaikatra hiteny
Mahita itony pejy sy ny anaranao
Voasoratra ao, sy ao am-poko ao
Nandoro nahamay ny masoandrontsika
Nifanjo ho iray ny diatongontsika
Ny sisa izay tavela mieloelo ao
Akon’hira ela hatrao anatiko ao.
Tsiaro mifangaro, zava-maromaro
Tonga ao an-tsaiko ao
Eny fa hatraiza
Izany fahatsiarovana izany
Mangaina ny tontolo
Mipitrapitra eo ihany
Fa tany karankaina, no idsk manoloana eto
Voary tlaij savolaina torovandrovan-tsento
Ny manodidina ahy voajeriko avokoa
Mitady ny tononkira.serasera.org fanahy niainana taloha.
Hitako ao ihany ilay hazo mamintsika
Voasoratr’amin’izany ireo anarantsika
Miverina mangina ao an-tsofiko ao
Ny tafam-pifaliana avy eo imolotrao
Tsiaro mifangaro, zava-maromaro
Tonga ao an-tsaiko ao
Fa tany karankaina, iuxkpqk ny manoloana eto
..
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vola sy NoroVangy : 10359
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : dd
Daty : 31/12/2006 12:17
