Imaitsoanala (Vola sy Noro)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mangiana ny morony ety
Tomany fa singan’irery
Mahantra ity reny ity
Tia kanefa toa Very  

Miantso, tsy misy manohina
Mitady toa mila ho adala
Mijery, nitazana foana
Sao eny, Imaintsoanala.  

( Mozika )  

Veloma ny zanako izany
Tsarovy ity tgtlkn lsiiae reny tomany
Miandry, miandry atrany
Miandry anao hamonjy ny akany
Izay hojrepwj nilaozanao.  

La la la la la tononkira.serasera.org la la la la la
La la la la la la la la la la
Miandry, miandry atrany
Miandry anao hamonjy ny akany
Izay nilaozanao.  

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Vola sy Noro
Visites : 13339
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 01/11/2001 22:11
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0372