Toaka Mandoza, avelao (VLM 67Ha)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny toaka mandoza re mba avelao
Avelao, avelao
Fa mampidi-doza ka avelao
Ooooh avelao

[Tompokolahy sy tompokovavy
Na ny mahia na ny matavitavy
Ny toaka rey olona anie mamosavy e
Tandremo ny anio,banjino ny ho avy
Areti-mandoza io toy ny sida,
Mangeja ny tena toy ny any tsiafaha
Io koa no mahatonga ny accident,
ny fara-mandimby tsy misy mpiahy eee]

Avelao(2)
Mampidi-doza ka avelao
Avelao(3)

[Avelao e roa ny toaka eeee
Fa mampidi-doza ialao aaahn
Avelao e roa ny galeoka eee
Manimba tena, saigna, fanahy aahn]
(Ekaaa) tsa hanome vahaolagna anao aahn
Mamotika ny hoavinao ee
Ny fara mandimby hijaly tokoa aahn
Manimba ny endrikao soasoa aahn
Avelao (6)

[Gne toaky rô iaban'i Boto tsy mahatonga anao aiza rô aba ee
Tsy ahitana fiadagnana rô fa manimba gny ho avinao mangahy eeeia
Mamilavila gne fiaignanao io zoky ee
Mamilavila gne fiaignanao anga]
[Ialay agny ro
Ka simbay ame toaky e vatanao sha nama
Mba ialay agny gne toakinao sha zoky ee]

Mba ialay rô fa mandoza(4)
Zay gne fombane(4)
[Mampandry an-tatry,
Da lagny aby e vola,
Mizaly gne vady eee,
Gne zaza tomagny eeee]
Ialay(ialay ro iaba)

Ialay(ialay ro iendry e)
Ialay(ialay ro zoky e
Ialay rô fa madoza(3)
Ny toaka zegny zalahy è

[Mandrava donia,camaradinò milefa anao oo]
Ny toaka zalahy tsy tsara eee
[Problemo zegny tsy lagny raha mbola miaigna eto an-tany eeeeiaaaa
Lôso jiaby famille-nao ,simbatinao koa jerinao
Jesosy fô solution
[Sa karakôry]

Eia marigneeee
Ambila(2) allô ambila (4)
[Ny toaka ro mandoza ambilè iô]
ambilay ô(2)

[Izy io tsy tsara(2)]
ambilay ô
[Tsy tsara baba e]
ambilay ô
Oah rô (4)
[Manimba ny fahasalamana e
Tsisy hafaliagna
Ambilay akagny arô betsa io baba ee
Ambilay akagny gny toaka eee baba]
Ambilay ô,ambilay
Ambilay ô (2)

[Iha zatsy nisotro toaky e]
engao (2)
[Ialao e,ny fihomanan-toaky e]
ialao (2)
Miamby anao (3) gny tsy fanagna
Iha lahy(3) ho raty fiafara
Miamby anao(3) ty fahantrà
Ty fiaina'o tsy ho soa
Eha
Mba engao oh mba engao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : VLM 67Ha
Vangy : 1234
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : toky19
Daty : 03/06/2020 08:42
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0725