Natsanganao (VLM 67Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Natsanganao ny fiainako Tompo
Na dia efa rava sy efa rotika
Dia nareninao indray, Izao aho mijoro izao
Fahasoavana avy Aminao
Dia nodiovinao ity tenako Tompo
Na maloto sy efa nihoso-potaka
Dia natafinao ahy indray lamba soa sy vaovao
Fahasoavana avy Aminao
Fa tianao aho, tena yqktnf tianao aho Jeso
Tsy navelanao ho very faty teo
Tsy nafoinao, f’indro notadiavinao
Dia naverinao ho tononkira.serasera.org am-bala indray
Natsanganao ny fiainako Tompo
Na dia efa rava sy behhu efa rotika
Dia nareninao indray, Izao aho mijoro izao
Fahasoavana avy Aminao
Dia nodiovinao ity tenako Tompo
Na maloto sy efa nihoso-potaka
Dia natafinao ahy indray lamba soa sy vaovao
Fahasoavana avy Aminao
Teo Aminao ny fiadanana, teo Aminao fitsaharana
Misaotra Ray nandray ahy indray
Teo Aminao ny fiainana, teo Aminao ny hasambarana
Tano aho ry Ray tsy hiala ao indray
Tantanao ry Ray… ooo
Tanonao aho
Natsanganao ny fiainako Tompo
Na dia efa hgdzrmfc rava sy efa rotika
Dia nareninao indray, Izaho aho

--------
Rohy: