NOELY MANGA (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Tonga ny Noely,Andro tsara sady soa
Andro hafakely
Androm-pamonjena koa
REF:
Fifaliana ombieny ombieny
Rehefa tonga ny Noely
Famonjena tsy vidiana, fanomezam-pitahiana
mifalia, mihobia, teraka ilay Mesia
2) Ity andro ity
Dia miavaka indrindra
Fa mampifankatia
Andro mampirindra
3) Noely Manga
Manga ny lokon-danitra
Faly lalandava
Zanak'Andriamanitra
REF*2:
Fifaliana ombieny ombieny
Rehefa tonga ny Noely
Famonjena tsy vidiana, fanomezam-pitahiana
mifalia, mihobia, teraka ilay Mesia
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
SVM-RF FJKM Kristy Fiainana Bemasoandro Itaosy
Novembre 2024
--------
Rohy:
Hevitra
Sandosantos
(
06/11/2024 07:51)
Noely Manga, amin'ny maha antoko mpihira ao anatin'ny Sampana Vokovoko Manga anay dia mankalaza ny Noely izahay isaky ny volana Desambra ka ampitondraina ny lohateny hoe "NOELY MANGA" izany fankalazana izany
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vetson'ny Fanantenana BemasoandroVangy : 200
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sandosantos
Daty : 06/11/2024 07:48
