Fahadiovana (VAKAMIARINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manamboara kosa lava-piringa e
Manamboara kosa lava-piringa e
Eny amin’ny plage foana ve vxyu no hanao maloto ?
avalanareo an-drano eny ny dikinareo
Ka manamboara kosa lava-piringa e
Ka manamboara kosa lava-piringa e
Harary ‘nareo sy ny fiara-monina
Raha iparitaka eny ho eny foana e, ny lotonareo
Amboary, ampiasao re ny lava-piringa
Vononà hiroso, ka raiso ny ampinga
Vononà hiroso, ka raiso ny ampinga
Aza adino ombieny ny manasa tànana
Indrindra indrindra avy nanao maloto
Amin’ny rano, savony, kflj na koa lavenona
Hovoasoroka hatrany amin’izay ny aretina
Raha tsy azo antoka ry neny ny nakanao tononkira.serasera.org rano
Aleo tsy ampiasaina raha tsy efa voadio
Misy fomba maro manadio azy io
K’aza sotroina raha tsy efa voadio
Tonony thbieix sy feony : Nantenaina Andriamorasata (2015)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VAKAMIARINAVangy : 1508
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 11/05/2017 19:20