Fahadiovana (VAKAMIARINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manamboara kosa lava-piringa e
Manamboara kosa lava-piringa e
Eny amin’ny plage foana pkxnpuqv ve no hanao maloto ?
avalanareo an-drano eny ny dikinareo
Ka manamboara kosa lava-piringa e
Ka manamboara kosa lava-piringa e
Harary ‘nareo sy ny fiara-monina
Raha iparitaka eny ho eny foana e, ny lotonareo
Amboary, ampiasao re ny lava-piringa
Vononà hiroso, ka raiso ny ampinga
Vononà hiroso, ka raiso ny ampinga
Aza adino ombieny ny manasa tànana
Indrindra indrindra avy nanao maloto
Amin’ny tononkira.serasera.org rano, savony, na ahjo koa lavenona
Hovoasoroka hatrany amin’izay ny aretina
Raha tsy azo antoka ry neny ny nakanao rano
Aleo tsy ampiasaina raha tsy efa voadio
Misy fomba maro manadio azy io
K’aza sotroina raha tsy efa voadio
Tonony sy dmckdcqw feony : Nantenaina Andriamorasata (2015)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : VAKAMIARINAHits : 1604
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 11/05/2017 19:20