Kalakely (Vahombey)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Kalakely rdbt â!
Tsy mahatombon-tsy iraka
Nivenjika tety,
Nivenjika hilfwgsq tety , tery!
Kalakely â!
Volamena, volafotsy,
Varahina sa firaka
Atakalo, mihalohalo.
Angely sa anjely?
Sa tsy izany velively?
Kalakely â!
Andraso aho, andraso kely...
Andrasso aloha tononkira.serasera.org aho hakà bahana
Hanidy varavarana
Hibantsika roa, aok’aloha, aok’aloha
Kalakely â!
Aok’aloha , aok’aloha
Hanidy Varavarankely
’Ndao amizay...
Iny ianao misodisody
Tomorina midongy
Ampodina malai-mody
Mampingoso aza manody
Ilaozana tsy foy
Goigoigoiy...
aiegj
Tsy mahatombon-tsy iraka
Nivenjika tety,
Nivenjika hilfwgsq tety , tery!
Kalakely â!
Volamena, volafotsy,
Varahina sa firaka
Atakalo, mihalohalo.
Angely sa anjely?
Sa tsy izany velively?
Kalakely â!
Andraso aho, andraso kely...
Andrasso aloha tononkira.serasera.org aho hakà bahana
Hanidy varavarana
Hibantsika roa, aok’aloha, aok’aloha
Kalakely â!
Aok’aloha , aok’aloha
Hanidy Varavarankely
’Ndao amizay...
Iny ianao misodisody
Tomorina midongy
Ampodina malai-mody
Mampingoso aza manody
Ilaozana tsy foy
Goigoigoiy...
aiegj
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VahombeyVangy : 4861
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fiffi
Daty : 13/09/2007 06:51
