Chérie (UNIK)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao tsy mahita an’azy e!
Mararirary manavy e!
Misotro foana no handaniana fotoana
Ah Chérie e! Izaho raiki-pitia e!
Vao tsy mahita an-dry dia lasa mana-py
Mila hitomany misotro avy jtyax hatrany
Malahelo an’azy mandeha manala azy
Miezaka ny hatory tsy mahita tory
Te hanadino tsy mety manadino
Avy eo dia mirevirevy sy mifokafoka uwegjlso sy milokaloka
Dia jxwzfdu lasa mivarilavo mivazavaza sy mitabataba
Mamoron-daingalainga sy pôlitika tononkira.serasera.org sy mifikafika
Fa te hirôzirôzy sy hisotrosotro mba ho dôzidôzy ialahy
Cuvée, Coca Cola pi gà sorà
manalanala azy amin’ny revy sy coupage
Tsaky maskita, Bota Titanika,
revirevy foana fa malahelo anazy
Izaho dia mangina raha tsy eo ny olon-tiana
Ka very aho fa aza ariana
Vao tsy mahita an’azy e!
Mararirary manavy e!
Misotro foana no handaniana fotoana
Ah Chérie e! Izaho raiki-pitia e!
Vao tsy mahita an-dry dia lasa mana-py
Andao isika rehetra hiaraka hankafy hiaraka handihy
Hankafy ny mozika, miaraka amin’i UNIK
UNIK (2)
Alefa raiso ny verre tsisy miala eo raha tsisy mianjera
Tchin Tchin (2)
Ndao daholo hiaraka hanala azy
Isika rehetra hiaraka hanala azy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : UNIKVisites : 6437
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rija Henitsoa
Date : 16/02/2002 09:31