Ampidiro aloha ny tenimiafina
HALLELUIA (TZA Lazaina (Tanora Zanaka Ampielezana - Lazaina))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hidera an’i Jehovah
Amin’ny foko rehetra aho
Am-pivorian’ny marina
Sy ny fiangonan-dehibe
Manao izay hahatsiarovana
Ny zfioo fahagagana ataony Izy
Miantra sy mamindra fo
Mamindra fo Jehovah
Ref :
Madera tononkira.serasera.org sady malaza
Ny asany mgbegufo , ny asany
Ary ny fahamarinany
Maharitra mandrakizay
Ny fahatahorana an’i Jehovah
No fiandoham-pahendrena
Maharitra mandrakizay
Ny fiderana kwqqwp Azy
Ref…
Amin’ny foko rehetra aho
Am-pivorian’ny marina
Sy ny fiangonan-dehibe
Manao izay hahatsiarovana
Ny zfioo fahagagana ataony Izy
Miantra sy mamindra fo
Mamindra fo Jehovah
Ref :
Madera tononkira.serasera.org sady malaza
Ny asany mgbegufo , ny asany
Ary ny fahamarinany
Maharitra mandrakizay
Ny fahatahorana an’i Jehovah
No fiandoham-pahendrena
Maharitra mandrakizay
Ny fiderana kwqqwp Azy
Ref…
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TZA Lazaina (Tanora Zanaka Ampielezana - Lazaina)Hits : 2327
Likes : 1 Like
Created by : Heriniaina_Andriamanjato
Date : 11/07/2016 10:53
