You are here: home > Tononkira > Tsykivy

T.M.G (Tsykivy)

https://tononkira.serasera.org/hira/tsykivy/t.m.g

Atreto aloh zao de mtokan nlelah
Tskiv musique groupe nega baby
Ambarkoanao rah to ka tsfatanlah
Iaho raiky evao namorona nrap sy Rnb sy poezy
Ambarako anao fa tskiv nband tsy mcrazy

Ref:
[Fiainanay izany oa
Zahay tsy hijanona
Na tsara na mora na sarotra maf amboarinay mlamna
Zay tsy fanina fa band kalma
Tskiv music  groupe sanatria ny tsy ho vanone eh]



Tskiv musique efa kopy elah
band panjakan rap fatanlah
Tskiv hono ize tslaingan zan
Panenjika sy panarats ao afara
Rah vonona hifanitsana avia aty
Zay tsmataotra zan sanatria  Tsiky dia ampy
Na nvorona tode vôhitsaka rah makaty
Sanatria amnay ny ho vizana  jereko mipy
(fa zay de tskiv )*2 zay efa zay  
Na de atônareo( jiolahmboto)*2
Fa inona ny fanalavana ny (TMG)*2
(Tsykivy)*3 (musique groupe )*2


ty mis tantara kel hoanareo:

Mba sendra nandeha tskiv groupe
Atôv next agny io fa mandan ny (essence ngroupe )*2
Novidiko tatsena ndvd  tskiv musique groupe
De halan neny sy bebe fa hirana jiolahmboto
(Mama)*4 (ividiano dvd  )*2
Tskiv musique groupe ets (amron 'arabe )*2
Fa inona tsara ty mampmeh
Hiranajiolah mboto no (andaniko volabe )*2

Hevitra mandeha

hery (02/12/2019 17:30:52)

Afaka mahazo an'io hira io ve aho amin'ny mp3 ohatra
hery@serasera.org
Misaotra

kabuto (04/10/2019 20:16:33)

tsara le hira

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tsykivy
Mpamaky : 54
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : kabuto
Tamin'ny : 04/10/2019 20:15:33
ID : 12120

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo