Inona no homena (Jhonny Raoelison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga ho antsika ilay Jeso mpanavotraHanazava sy hamaha ireo fatorana
Izay nangeja sy nanakana ny lalana
Tsy hafantatra ilay Tompo Andriamanitra (x2)
Inona ary hoy ianao
No fanatitra hatao
Ndao hihira iaraka anambara hoe
Ref:
Indro Tompo hatolotro ho anao ny fiainako
Mba tantano tsy ho diso lalana aho, Jeso ka
Raha sendra tsorak'azo avy Aminao
Ampianaro hidera Anao
N'aiza n'aiza toerana izay misy anay ety
Tokinay Ianao hitantana ny dia, Jeso eh
Tsy hataotra ny loza izahay
Fa Ianao no haronay
Nahafoy ny Ray mba ho anao ilay tokany
Dia ilay feno fahendrena sy fitiavana
Jeso Tompo ilay nitandrina ny ondriny
Tsy ho very na ho diso lalana ety (x2)
Inona ary hoy ianao
No fanatitra hatao
Ndao hihira iaraka anambara hoe
Ref:
Feon kira
Ref
--------
Lien:
Commentaires
Tsirofiniaina
(
10/08/2025 19:13)
Mba ampidiro fa tena tsara
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Jhonny RaoelisonVisites : 146
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tsirofiniaina
Date : 10/08/2025 19:13
