Mbola manao (Tsy kivy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zahay ange letsy
Tsy kivy musique groupe
Mbandy jiolahymboto
Tsy manaiky resy eh (tsy manaiky resy)
Kanefa elah  
Tsy manaiky resy
Mitsangana ho panohitra ., Adversaire
Ze*3 ataonao any zay no tsy fantatro
Fa Nenah eto  zao no mba hafatro
Aza manenjika  ao  afarako  
Fa  mbola lavitra ny lalako  oo (ny lalako oo)


Ref:
[Fa zay mbola manao
mbola mahita atao
Tsy kivy  musique  groupe  tsy mba mety  lao
Fa zay aza ialaanao
Fa zay efa nomena anaao ]
Aza mandao, isika Bilal
Efa hainao. Ny loha ratsy mba ialao
Fa zahay aza ialanao,
Zahay efa nomena anao



Ok reveko THT ,Odyai, Lain'j,
Tsy  adinoko koa i Marion bandy mpanjakan'ny RNB
Mahay mihira  Saida  kanefa tsy halako ny hiran'i Tsota ah
Mahay mi-rap Agrad & Skaiz  tsy hadinoko koa i Raboussa ah an an (Raboussa *2 aiza kosa an )


Ok bandu malaza i Arione joy sy Rakroots ee
Mba sambany lery  androany naheno ny hirany tsy kivy groupe ee
Maka an'i Jazz MMC zah rah resaka GWETA sy WAZA
Zahay ange dia bandy mahay mhira kanefa dia toa ( tsy nalaza an an )*2 (tsy nalaza *3)

Maka an'i Malma Martiora zah raha resaka Reggaee Dance Hall ah
One lio  raha resaka Reggae muffin
Raha te ho artiste dia mila misehoseho elah
Miaritra foana Tsy kivy na misy ny mafy e eh eh  (mafy eh)*3




Tena mafy tokoa re ry RAY ny fitsapanao fa indrisy eh
Maty le bandy niara-nihira taminay tam 2017 ee
Iaretanay eto daôly na ny mafy na mangidy e
Fa ianareo mbola hiandry an'i Paule ( raha hiandry anay ho kivy ee ie eh)*2 (Fa zay dia tsy kivy *3)
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Tsy kivy
Hits : 512
Likes : 0 Like
Created by : kabuto
Date : 25/04/2022 09:39
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2426