Tsy tazana (Tsota)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lay foko mitempo f ´ odiany nitapy dia aleoko nitodika
Raha hiandry vasoka aleo miparitaka otran'ny vovoka
Style masikigny tsy mahadigny raha ela ry bebe
Mbola lava ny lalana fa aleo mitsoka fa sao mahatofoka
Hiala ah fa ty tsy lasa eh
Sao hanimba ny ampitso mantsy eh
Tsiy tsaky vitesse ataoko 5éme
arahako jus glacé
Raha hoe love kinangananga
Aleoko mitady an'i mangamanga

.....
Rehefa tsy feno no omeny ahy
Omeko veloma fa tsy hello
Rehefa tsy feno no omeny ahy
Aleoko ahisina otran'ny lelo
Bye bye bye
Lasa fa ianao sy ny rivotra anie oh
Ay ay ay
Tsy ankitaraina sy tsy ankitoreo
Zay zay zay
Tsy miseo milay fa ny milay no miseho oh
Raha mijanona eto aho mety anahirana eh eh eh eh eh
Efa dila tsy tazana
Efa dila tsy tazana
Efa dila tsy tazana
Efa dila tsy tazana


Androany ianao efa tara
Raha izay vao hikarakara
Efa tena tsy any intsony aho marina eh
Zaho aty salama tsara
Mankafy miboire boire
Arahana tsoutsou - drivotra milamina eh
Lazainy fa mianiany aho eh
Manao kozina mamomamo aho eh
Raha ny iverindalana oh
Tsy zay izany oh oh
Lazainy fa mianiany aho eh
Manao kozina mamomamo aho eh
Raha hiverindalana oh
Non non non...

....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tsota
Vangy : 63
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Maheriy
Daty : 09/05/2026 08:12
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0301