Rotaka (Tsota)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nadikan'i Tsitsï Ryan (Tsik's & Co. Orchestra)

Fampidirana...
(Tano ah neny a?? ouh ouh! ouh ouh! ouh ouh! ouh ouh!ouh ouh!)

1- Tsy mazaka afanana d'efa rotaka è!
Tsy fo sportif d'efa rotaka è!
Volume diso réglage rotaka è!

REF:
Sady mandihy no m'rotaka è!
Eo ary!
(Rotaka è! rooo-rotaka è! Rotaka è! rooo-rotaka è!) x3
(hmmm! hum!!) Tratrako eto ianao, tratrako eto ianao! x4
Tratratratra aa aaa!!! x4 O.K!

2- Any an-dafy mety misy rotaka e!
Eny @friperie ko misy rotaka è!
Rah vô tara mody ah defa rotaka e!
REF:
Sady mandihy no m'rotaka è!
Eo ary!
(Rotaka è! rooo-rotaka è! Rotaka è! rooo-rotaka è!) x3
(hmmm! hum!!) Tratrako eto ianao, tratrako eto ianao! x4
Tratratratra aa aaa!!! x4 O.K!

3- Mpanofa trano roa samy hafa rotaka è
Mpivady tsy m'fampatoky rotaka è
Finday m'sonner libre de rotaka è.
REF:
Sady mandihy no m'rotaka è! (...)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tsota
Vangy : 632
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : TsiksFrapoli
Daty : 06/04/2022 17:57
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0768