Aza mampisava (Tsota)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aleo tsisy toy izay kitoatoa
Fuck hoan'la ty fa tsy hoe cou2
Ny tena akama vitsy koko, fa ny ankamaroany
Rrrrrrrrrrr po poah...
Ny tarehy mariky eo milaza ny marina
Tsy tafita aho rah tsy efa nivarina
Antsantsalahy mazava loha ny aty.
Tsara mandroso tsara miverina.
Zoan'lah isan'andro ny miteny hoe:
Rah vao tsy avy any dia tsy pur
Ny fotoana idiranao @fiainako hoa, idiro salle de sport....
Olon'ny fo ve sa olon'ny saina?
Dia mendrika arina sa mendrika isaina?
Tsy mendrika atao hoe ndao hiara hirona.
Fa zavatra tsy hay kay no hirahiraina
Anontanio ihany lo maîtresse
Hoe mety ho tsara ve sa mety ratsy?
Ny muteste anay rehefa mba metimety.
Fa eo noho eo ihany lah dia mety resy
K.O........
Anaty rap zah no Kim JONG-UN
Mahaleo tena ara toe-karena
Zah tsy mivakla, izay be monimonina
Vavany fotsiny e!!
Ny amboarany tsisy na dia iray monja
Zah efa zatra ny niady solo hoa
Ka tsy miraharaha an'izay miara manonja
Miara manondrana daholo ny GASY
Rehefa misy iray tafavoaka mavoa
Toetra nolovaitsika tamin-dradama ve sa nolovaitsika t@ kisoa...
Raha fitia mifamaly hatra@izay ve
Tsy efa isika no lasa aloha
Saingy, raha apanateriko kalaray ialahy,
Aletin'lah ny Clou
QUINRE!!!!
Filafilanao taloha tsy nanakan'ahy
An an an!!!
Na mafy ny onja tafita ny lakana
An an an!!!
Aza mampisava, aza mampisava e!!
(Efa tafiditra be ah hoah)
Aza mampisava, aza mampisava e!!
(Ouh! Ouh! Ouh! Ouh!)
Aza mampisava, aza mampisava e!!
(Efa tafiditra be ah hoah)
Aza mampisava, aza mampisava e!!
_____________________________
Ny sipanao hitako tary dia itako tary
Fa za tsy hiteny hoe naninona
Ela ty variana mkiana ny asako sady be nofy ririnina
Tsy hanino tsy haninona. Ehhh!
Ny ao am-paosy nefa sola
Miseo azy ho bogany Loatra
Mi sous estime ny herin'ny vola
Oay oay oay oh
Impiry voa ela vo fay o
Ty fiainana ty ne milay o
Fa raha vao tsy manome ela tsy mandray o
Hein!! Atoroko anao ny methode e
Telo haotra telo (303) ny cody e
Nihenoko rap gasy farany ankoatrany anahy t@ andron' i-pod e
Manindrinindry ireo trondro kely
Fa ny requin nandeha nivoaka alina
Mila atao ao anaty bocal
Tsy matoky Gang aho akotran'ny Brutal
Sa ahoana ral
BE, reo midegany dia sahy mitolona
De izy hono mahafantatra olona, tsy hainy fa isika ndray fantattin'ny
olona.
Efa hoe team requin hoa ilay marika
Vokatra rehetra @ kalitao
Big up hoan'i RAMAMANY Six septe (67)
Vao omaly mihitsy aho no nikaly tao
QUINRE!
Filafilanao taloha tsy nanakan'ahy
An an an!!!
Na mafy ny onja tafita ny lakana
An an an!!!
Aza mampisava, aza mampisava e!!
(Efa tafiditra be ah hoah)
Aza mampisava, aza mampisava e!!
(Ouh! Ouh! Ouh! Ouh!)
Aza mampisava, aza mampisava e!!
(Efa tafiditra be ah hoah)
Aza mampisava, aza mampisava e!!
--------
Rohy:
Hevitra
Nanandry ( 24/08/2021 16:44)
Tiako
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tsota
Vangy : 1267
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nanandry
Daty : 24/08/2021 17:19
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4129