You are here: home > Tononkira > Tselonina

Ny any aminay (Tselonina)

Henoinareo izay any ho any
Henoy ny angola feon'ny akany
Ny vorona misiotsioka any ho any
Arahin'ny feon-jorery fahatany
Henoy manako any ho any

Tazano iry vohitra somambisamby
Tarafo ny sariny fa harain'androtononkira.serasera.org
Eny mantsy no any aminay
Itoeran'ny rakitr'ilay fahizay
Eny no any aminay.

Jereo ry zavavy erý ambony dobo
R'Ikoto sy Zefa eny ampiandrasan'omby
Zàn kely sy Lita mampiady tandrimo
Imanga etsy ho etsy misarin-tadio
Eny no any aminay.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tselonina
Mpamaky : 1282
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 22/07/2014 20:43:09
ID : 6624

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo