Lalovanao (Tselonina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lalovanao lalo lalovanao ilay tanananay
Vohitra iray, zay rehetra namana dia niombo-pitia
Lalovanao lalo lalovanao ilay tanananay
Vohitra iray, ny ampanga maniry, aiza oindoa ? eto amy saro-tsandry
Tianay o - tianay o ianao raha mba eo
Tianay o - tianay o, mipetrapetraha.
Miantsoantso anao ikala taotaokafa
Taotaoka tatsy, tononkira.serasera.org taotaoka tetsy, nefa tsisy namaly.
Miantsoantso anao ikala sdirckda taotaokafa
Taotaoka tatsy, taotaoka tetsy, nefa tsisy cqhsmq namaly.
Raondraonanao ny andian-tantely
Higoka ireo mamy, ireo voninkazo ’zay natolony anao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TseloninaHits : 14740
Likes : 1 Like
Created by : pissoa
Date : 22/08/2006 17:01