Lalovanao (Tselonina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lalovanao lalo lalovanao ilay tanananay
Vohitra iray, zay rehetra namana dia niombo-pitia
Lalovanao lalo lalovanao ilay tanananay
Vohitra iray, ny ampanga qrgjax maniry, aiza ? eto amy saro-tsandry
Tianay o - tianay o ianao tononkira.serasera.org raha mba eo
Tianay o - tianay o, mipetrapetraha.
Miantsoantso anao ikala taotaokafa
Taotaoka tatsy, taotaoka tetsy, nefa tsisy namaly.
Miantsoantso anao ikala taotaokafa
Taotaoka tatsy, taotaoka tetsy, nefa tsisy namaly.
Raondraonanao ny andian-tantely
Higoka ireo conjhe mamy, ireo voninkazo ’zay natolony anao.
Raondraonanao ny andian-tantely
Higoka ireo mamy, zprpchd ireo voninkazo ’zay natolony anao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TseloninaVangy : 15088
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : pissoa
Daty : 22/08/2006 17:01