Lalovanao (Tselonina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lalovanao lalo lalovanao ilay tanananay
Vohitra iray, zay rehetra namana dia niombo-pitia
Lalovanao lalo lalovanao ilay tanananay
Vohitra iray, ny ampanga maniry, aiza ? eto amy saro-tsandry
Tianay o - tianay o ianao raha mba eo
Tianay o - tianay o, mipetrapetraha.
Miantsoantso anao ikala taotaokafa
Taotaoka tatsy, taotaoka tetsy, nefa tsisy namaly.
Miantsoantso tononkira.serasera.org anao ikala taotaokafa
Taotaoka aqibuc tatsy, taotaoka tetsy, nefa tsisy namaly.
Raondraonanao ny axtbhdx andian-tantely
Higoka ireo mamy, ireo nnfzc voninkazo ’zay natolony anao.
Raondraonanao ny andian-tantely
Higoka ireo mamy, ireo voninkazo ’zay natolony anao.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TseloninaVisites : 15087
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : pissoa
Date : 22/08/2006 17:01