You are here: home > Tononkira > Tselonina

Firaisankina no ifaninanana (Tselonina)

Ny andro hariva mamaly ny angady
Mandresy ny omaly izay atao androany
Ny andro hariva ijereko ny kitro
Mandresy ny anio izay hatao rahampitso

Mifampijery ny omaly sy androany
Izay vita ihany e, no hitsara izany
Aokatononkira.serasera.org ny ampitso no hahazo ny loka
Mamokatra miakatra hatrany bevohoka

Veloma veloma hisaina ny ampitso
Hariva ny andro efa iaraha-mahita
Eny veloma sy mamikely
'Ty vonindraozy e, madimozely
Aoka ny izy no aoka hotanana
Firaisankina no ifaninanana

Mpihira : Tselonina
Mpamaky : 1745
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 24/07/2014 20:47:25
ID : 6634

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo