Etsy am-bavahady (Tselonina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Etsy ambavahady tononkira.serasera.org aho miandry anao handeha
Ny andalovanao fotsiny zwwagks aloha dia efa zava-dehibe
Izay fomba iresahantsika io no mamaky loha sola oo
Tsy mahita fika fa miarahaba dia manontany ora.
Ahoana no anaovako azy eee
Tonga dia bedaiko sa avela hipelipelika eny ihany
Ahoana sy ahoana ee ny anaovako azy ee
Raha tratrako androany, asabotsy odana ataoko mariazy
Miandry an'azy aho iny hariva somambisamby
Maizin-dratsy aho iny e iny miala any
Fa nony efa akaiky, hay tsy izy irery kcsy fa toa olon-droa ooo
Very aho lesy a, nisitrika amin'ny zoron-tamboho o

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TseloninaVisites : 2907
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : lotibe
Date : 16/04/2019 11:37