Vonon-kanaraka Anao (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Be ireo fahotana tsy tambo isaina intsony
Ny alahelo manaraka ihany
Tapa-kevitra anefa, tsy hiverin-dalana ho any
Fa ny androko sisa ao aorina topazako maso
Mino aho fa miandry ahy tononkira.serasera.org Hianao
Miandry ahy arlwvd tokoa, tokoa
Izaho ilay ondry nania niverina indray
Ampy ho ahy mandrakizay ry Jesosy o, ny famindram-ponao
Mirana endrika feno harovoana ny aiko
Fiv: Mifaly sy mihoby ankehitriny
Izaho ilay efa very tafaverina indray
Mihira hosana amin’ilay fiderana
Hoy aho hoe: Vonon-kanaraka Anao ylbnc aho anio mandrakizay
Tsy mba nihevitra akory izay fiafarako eto an-tany
Fa vao maika misosoka ihany
Tsy nahita ny soa, tsy tonga ary dia efa voa
Tsy nahay nisafidy ny lalana izay hiantefana
Manantena aho ry Tompo ô,tsy handa ahy Hianao
Hanafaka ahy amin’ny fahotako rehetra
Fiainana sambatra tsy manam-petra no hovantaniko ao
‘Zay re no fanantenana ao an-tsaiko hatrizao
Fiv: (Mifaly sy mihoby rqzlwlp ankehitriny
Izaho ilay efa very tafaverina indray
Mihira hosana amin’ilay fiderana
Hoy aho hoe: Vonon-kanaraka Anao aho anio mandrakizay)×2
(Hoy aho hoe: Vonon-kanaraka Anao aho anio mandrakizay)×2

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAVangy : 369
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njaranjara
Daty : 13/03/2025 08:16