Ny fitiavan'i Jesosy (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Verset 1
Ny FITIAVAN'I JESO Mpamonjy
Izay nomeny ho qqkc anao anio
Ho anao izay very finr nefa voavonjy
Fikiro tsara tano mba hadio
Ref.
Meteza izao mba ho mpamafy
Hitory ny FITAVAN'I JESO
Handà ity tena, hiaritra ny mafy
Toy izay efa niaretan'i Jeso
Verset 2
Faingana izao, hanaiky ho fanilo
Ho hitan'izao tontolo izao
Fa tsy ho anisan'ny mpandrarak'ilo
Fa hampitafy rtoatwyx hery vaovao
Ref.
Meteza izao mba ho mpamafy
Hitory ny FITAVAN'I JESO
Handà ity tena, hiaritra ny mafy
Toy izay efa niaretan'i Jeso
Verset 3
Sahia izao hijoro ho mpitory
An'i Jesosy Kristy Tomponao
Fa tsy ho neninao mihitsy akory
F'Izy hiaro, hamaly izay atao
Ref.
Meteza izao mba ho mpamafy
Hitory ny FITAVAN'I JESO
Handà ity tena, hiaritra tononkira.serasera.org ny mafy
Toy izay efa niaretan'i Jeso
Ny FITIAVAN'I JESO Mpamonjy
Izay nomeny ho qqkc anao anio
Ho anao izay very finr nefa voavonjy
Fikiro tsara tano mba hadio
Ref.
Meteza izao mba ho mpamafy
Hitory ny FITAVAN'I JESO
Handà ity tena, hiaritra ny mafy
Toy izay efa niaretan'i Jeso
Verset 2
Faingana izao, hanaiky ho fanilo
Ho hitan'izao tontolo izao
Fa tsy ho anisan'ny mpandrarak'ilo
Fa hampitafy rtoatwyx hery vaovao
Ref.
Meteza izao mba ho mpamafy
Hitory ny FITAVAN'I JESO
Handà ity tena, hiaritra ny mafy
Toy izay efa niaretan'i Jeso
Verset 3
Sahia izao hijoro ho mpitory
An'i Jesosy Kristy Tomponao
Fa tsy ho neninao mihitsy akory
F'Izy hiaro, hamaly izay atao
Ref.
Meteza izao mba ho mpamafy
Hitory ny FITAVAN'I JESO
Handà ity tena, hiaritra tononkira.serasera.org ny mafy
Toy izay efa niaretan'i Jeso
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAVangy : 368
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Sambelahatse
Daty : 21/05/2026 09:15
