Miverena Amiko (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô ry mpanota izay mibaby ny enta-mavesatra
Avia manantona Ahy
Fa Izaho no hanome ho anao ny fiadanana, fiainana
Ô ry mahantra izay reraky ny hazakazaka
Avia manantona Ahy
Fa Izaho no hanome ho anao ny fahasambarana

Ry mpanota ô, miverena
Ô MIVERENA !
Ry mpanota ô, mba modia
Modia amin'ny fifaliany
Fa ampy anie izay lasa izay
Izay lasa izay e !
Hiandry ny kapoaka ve, vao hanantona azy ?

Fa tiany ianao ka modia
Da miandry ilay Rainao, ilay Ray be fitia
Mba miverena ianao izao
Fa Izy efa miantso anao hoe : Miverena Amiko

Ry mpanota ô, miverena
Ô MIVERENA !
Ry mpanota ô, mba modia
Modia amin'ny fifaliany
Fa ampy anie izay lasa izay
Izay lasa izay e !
Hiandry ny kapoaka ve, vao hanantona azy ?
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0719