Miverena Amiko (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô ry mpanota izay mibaby ny enta-mavesatra
Avia manantona Ahy
Fa Izaho tononkira.serasera.org no hanome ho anao ny fiadanana, fiainana
Ô ry mahantra izay reraky ny hazakazaka
Avia manantona Ahy
Fa Izaho no hanome ho anao ny fahasambarana
Ry mpanota ô, miverena
Ô MIVERENA !
Ry mpanota ô, mba modia
Modia amin'ny fifaliany
Fa ampy anie izay lasa izay
Izay lasa izay e !
Hiandry ny kapoaka ve, vao hanantona azy ?
Fa tiany ianao ka modia
Da szlwv miandry ilay Rainao, ilay Ray be fitia
Mba srajh miverena ianao izao
Fa Izy efa miantso anao hoe : Miverena Amiko
Ry mpanota ô, miverena
Ô MIVERENA !
Ry mpanota ô, mba modia
Modia amin'ny fifaliany
Fa ampy anie izay lasa izay
Izay lasa izay e !
Hiandry ny kapoaka vcjueifw ve, vao hanantona azy ?

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAVisites : 342
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Njaranjara
Date : 13/03/2025 11:11