Isaorako Anao (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mafy ny nentinao, eny mafy tokoa
Ry lkmiwsxt Jesosy Tompoko
Fa navotanao aho ary nodiovinao
Tamin'ny rà nalatsakao
Novonoina Hianao noho ny heloko
Ry Mpamonjy tokiko
Ny hazo fijaliana nolanjainao
Raisiko ho ahy hatrizao
Fa ny eso sy latsa natao taminao
Dia tsaroako tokoa izao
Na ny satroka tsilo, spzom ny vono tsy mihato
Vokatry ny fahotako
Ankehitriny vuxaphip ry Tompo izay vita tononkira.serasera.org hatrizay
Dia hifonako eto indray
Ka isaorako Anao ny fitiavana izay natolotrao
Velona Hianao ka nitsangàna
Ry Mpanjaka tokana
Na ny fasana aza tsy nahatazona Anao
Fa mpandresy tokoa Hianao
Ka ny androko sisa izay mbola omenao
Dia hatokako ho Anao
Koa raiso re ny foko anjakao
Ho Anao dia ho Anao
Ry lkmiwsxt Jesosy Tompoko
Fa navotanao aho ary nodiovinao
Tamin'ny rà nalatsakao
Novonoina Hianao noho ny heloko
Ry Mpamonjy tokiko
Ny hazo fijaliana nolanjainao
Raisiko ho ahy hatrizao
Fa ny eso sy latsa natao taminao
Dia tsaroako tokoa izao
Na ny satroka tsilo, spzom ny vono tsy mihato
Vokatry ny fahotako
Ankehitriny vuxaphip ry Tompo izay vita tononkira.serasera.org hatrizay
Dia hifonako eto indray
Ka isaorako Anao ny fitiavana izay natolotrao
Velona Hianao ka nitsangàna
Ry Mpanjaka tokana
Na ny fasana aza tsy nahatazona Anao
Fa mpandresy tokoa Hianao
Ka ny androko sisa izay mbola omenao
Dia hatokako ho Anao
Koa raiso re ny foko anjakao
Ho Anao dia ho Anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAVangy : 323
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njaranjara
Daty : 13/03/2025 10:50
