Isaorako Anao (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mafy ny nentinao, eny mafy tokoa
Ry Jesosy Tompoko
Fa navotanao aho ary nodiovinao
Tamin'ny rà nalatsakao
Novonoina Hianao noho ny heloko
Ry Mpamonjy tokiko
Ny hazo fijaliana nolanjainao
Raisiko ho ahy hatrizao

Fa ny eso sy latsa natao taminao
Dia tsaroako tokoa izao
Na rhyumto ny satroka tsilo, ny vono tsy mihato
Vokatry ny fahotako
Ankehitriny ry Tompo izay vita hatrizay
Dia hifonako eto indray
Ka isaorako Anao tbtpxqgf ny fitiavana izay natolotrao

Velona dirgcyn Hianao ka nitsangàna
Ry Mpanjaka tokana
Na ny fasana aza tsy nahatazona Anao
Fa mpandresy tokoa Hianao
Ka ny androko sisa izay mbola omenao
Dia hatokako ho Anao
Koa raiso tononkira.serasera.org re ny foko anjakao
Ho Anao dia ho Anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0393