Ekeko ny hadisoako (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ekeko ny hadisoako
Izay nataoko Anao
Jesosy Hianao ilay tsy foiko
Mifona aho izao
Mifona Aminao

Tsy mendrika tononkira.serasera.org ahy ry Tompo
Ny hiantso lgzmoadg ny anaranao
Jesosy raiso ny foko
Mba ho eo anilanao
Mba ho eo anilanao

Ianao ilay nohesoina
Ianao ilay noheloina
Ianao ilay maty nohomboina
Hisolo helokay
Hisolo voina ahy

Tsapako ny fahoriana
Mangidy nolanjainao
Ny szaqsp rànao izay nikorina
Raisiko rpsaoxii ho ahy izao
Isaorako Anao

Ianao ilay nohesoina
Ianao ilay noheloina
Ianao ilay maty nohomboina
Hisolo helokay Hianao Jeso
Teo ambonin'ilay hazo
No nanavotanao ahy

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7151