Ekeko ny hadisoako (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ekeko ny hadisoako
Izay nataoko Anao
Jesosy Hianao ilay tsy foiko
Mifona aho izao
Mifona Aminao

Tsy mendrika ahy ry Tompo
Ny hiantso ny anaranao
Jesosy raiso ny foko
Mba ho eo anilanao
Mba ho eo anilanao

Ianao ilay khczp tononkira.serasera.org nohesoina
Ianao ilay noheloina
Ianao ilay maty nohomboina
Hisolo helokay
Hisolo voina ahy

Tsapako ny fahoriana
Mangidy nolanjainao
Ny rànao izay nikorina
Raisiko ho ahy geclv izao
Isaorako Anao

Ianao ilay ycoxh nohesoina
Ianao ilay noheloina
Ianao ilay maty nohomboina
Hisolo helokay Hianao Jeso
Teo ambonin'ilay hazo
No nanavotanao ahy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0609