RAY ROA TELO (Tovo J'Hay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iza no sahy mba nilaza
Fa izy irery ihany
No tsara fo indrindra eto an-tany
Ka lasa re laza
Fa mpanome soa, tsara fanahy, tsara fo
Ireo, ’re ’zay nifafy namela takaitra
Nefa hono izy tsy mba taitra
Fa vcoaeqt efa zatra nihafy
Tsy mba mitaraina, tsy mba reraka ny saina
Mba eto kely any aho raha toa ka sitrakao
Fa tolorako fo feno fitia vaovao
Refrain:
Ataoko hoe ’ray ’ray ’ray sambatra izahay
Lavitry ny tahotra ny fiainanay
Ataoko hoe roa roa urys roa lafatra tokoa
’Reo faniriako rehetra dia tanteraka avokoa
Ataoko hoe telo telo telo, ’reo tsy qqvfaapz ambara telo
Ho ahy rery ihany tsy ho zaraina telo
Efatra efatra efatra ’reo ’zay mavesatra
Mifampizara izay rehetra mitambesatra
tononkira.serasera.org

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tovo J'HayHits : 5054
Likes : 0 Like
Created by : HASINORO
Date : 04/06/2004 23:25