Mbola mitempo ho anao (Tovo J'Hay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay fo mitempo anao hatramin'izay
Mbola mafana toa mbola mahamay
Ilay fitiavana nitoetra teo foana
Tsy nety ho ritra, tsy nety ho moana.
Na teo aza ny olana maro
Famoizam-po izay nifangaro,
Na ireo fijaliana, na ireo fifaliana.
Ianao irery ihany no mbola tiana.
Tsy mety vita ny hanadino
Ireo tantara fahiny
Na lavitra aza, izaho tsy mino
Mbola irpyvqc hiova ianao ankehitriny.
Ooh oh oh oh oh oh oh
Ilay fo mbola mitempo ho anao
Oh oh oh
Mitempo ho anao.
Tsaroako foana anie ilay andro
Tamin'izay nadiva hody ioay masoandro,
Fotoana iray mamintsika roa
Nifanolorana ny mamy ao am-po.
Ilay masonao mipitrapitta
Manganohano naheno ilay mozika.
Nantsoiko ianao ety, dia niaraka nandihy
Fihininao aho sady nakafy.
Tsy mety vita ny hanadino
Ireo tantara fahiny
Na lavitra aza, izaho tsy mino
Mbola hiova ianao ankehitriny.
Ooh oh oh oh oh oh oh
Ilay fo mbola tononkira.serasera.org mitempo ho anao
Oh oh oh
Ilay fo mitempo ho agor anao.
Oh oh oh
Ilay muqafc fo mitempo ho anao.
Oh oh oh
Ilay fo mitempo ho anao.
Tsy mety vita ny hanadino
Ireo tantara fahiny
Na lavitra aza, izaho tsy mino
Mbola hiova ianao ankehitriny.
Mbola mafana toa mbola mahamay
Ilay fitiavana nitoetra teo foana
Tsy nety ho ritra, tsy nety ho moana.
Na teo aza ny olana maro
Famoizam-po izay nifangaro,
Na ireo fijaliana, na ireo fifaliana.
Ianao irery ihany no mbola tiana.
Tsy mety vita ny hanadino
Ireo tantara fahiny
Na lavitra aza, izaho tsy mino
Mbola irpyvqc hiova ianao ankehitriny.
Ooh oh oh oh oh oh oh
Ilay fo mbola mitempo ho anao
Oh oh oh
Mitempo ho anao.
Tsaroako foana anie ilay andro
Tamin'izay nadiva hody ioay masoandro,
Fotoana iray mamintsika roa
Nifanolorana ny mamy ao am-po.
Ilay masonao mipitrapitta
Manganohano naheno ilay mozika.
Nantsoiko ianao ety, dia niaraka nandihy
Fihininao aho sady nakafy.
Tsy mety vita ny hanadino
Ireo tantara fahiny
Na lavitra aza, izaho tsy mino
Mbola hiova ianao ankehitriny.
Ooh oh oh oh oh oh oh
Ilay fo mbola tononkira.serasera.org mitempo ho anao
Oh oh oh
Ilay fo mitempo ho agor anao.
Oh oh oh
Ilay muqafc fo mitempo ho anao.
Oh oh oh
Ilay fo mitempo ho anao.
Tsy mety vita ny hanadino
Ireo tantara fahiny
Na lavitra aza, izaho tsy mino
Mbola hiova ianao ankehitriny.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tovo J'HayHits : 4
Likes : 0 Like
Created by : hery
Date : 08/11/2026 21:35
