D'Efa Tia (Tovo J'Hay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
D’efa tia
Efa voatety avokoa ny fotoana
Ireto isika roa dia scwwk mbola eo foana
Efa nandalo sedra, tsiky tomany
Izaho mbola eto, ianao koa mbola eo ihany
Ka avelao aho mba hidongy, hitampify
Ho azoniko mafy ianao tsy ho avelako hidify
Ka aza asiana akory fanontaniana
Fa fantatrao ny ato am-poko ry Tiana.
Ka ho Malalako, Anjeliko, fitiavako
Ka hifameno sy giupl hifanjohy…Tsy hifankafoy
Ref: Mahavariana, fa fifaliana,
Rehefa miaraka aminao aho nnvtdex tsy miafy
Tsy voafefy, Tsy voarefy
Fa efa henika fitia ny ato anaty
Rehefa tia, D’efa tia
Mety ho adaladala kely indraindray
Na na inona hanjo, na inona hiseho
Efa fo roa no nitambatr’ iray
Ny tsy hitia anao aloha sanatria
Ny foko efa nanaiky, efa vita sonia
Ny andro tononkira.serasera.org maloka, eny mety hitranga
Ny fitiavako anao aloha tsy ataoko misy banga
Tsy hijery hafa aho, tsy ho lavitra ny saiko
F’efa ianao no akaiky ahy, ianao ilay silaky ny aiko
Tsy foiko ho hatakalo, tsy ho foiko ho zaraina
Fa tokana iray anaty fo sy ny saina
A&C: Tovo J’Hay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tovo J'HayVangy : 3084
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rasoavina
Daty : 08/08/2021 09:47