Takariva Diavolana (Tovo Andrianandraina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny volana nitranga
Ny tononkira.serasera.org kintana indreo
Ny lanitra iny manga
Marevaka izy ireo
Injany feon’ankizy
Fa re manako ao
Mibitaka ‘zay ts’izy
Mihira, milalao
Fa vetivety foana
Nangina nqrx avokoa
‘Lay vohitra aelxjs toa moana
Sy resin-tory koa
Miandry ny maraina
Maraina vaovao
Ireo milamin-tsaina
Fa renoka dia ao
Mangina dowyzjvu ny natiora
Kanefa kosa lahy
Fanahy iray mihira
Entanin’ny tsiahy
Ny tononkira.serasera.org kintana indreo
Ny lanitra iny manga
Marevaka izy ireo
Injany feon’ankizy
Fa re manako ao
Mibitaka ‘zay ts’izy
Mihira, milalao
Fa vetivety foana
Nangina nqrx avokoa
‘Lay vohitra aelxjs toa moana
Sy resin-tory koa
Miandry ny maraina
Maraina vaovao
Ireo milamin-tsaina
Fa renoka dia ao
Mangina dowyzjvu ny natiora
Kanefa kosa lahy
Fanahy iray mihira
Entanin’ny tsiahy
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tovo AndrianandrainaVisites : 3731
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Gasipetaka
Date : 14/02/2006 17:30
