Moa tia ahy ianao (Tovo Andrianandraina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
paroles et musique : Tovo tlglks Andrianandraina
interprété en 2002 par Aina
Indraindray tia ahy ianao
Manambitamby ahy
Indraindray leo ahy ianao
Dia mampijaly ahy
Tsy haiko izay atao hcfa
Moa tia ahy ianao ?
Indraindray ny masonao
Milaza ny fitia
Indraindray ny endrikao
Tsy maha te ho tia tononkira.serasera.org
Indraindray aho anilanao
Ahy ’zao tontolo izao
Indraindray aho hilaozanao
Tomany wrjiysd noho ianao
interprété en 2002 par Aina
Indraindray tia ahy ianao
Manambitamby ahy
Indraindray leo ahy ianao
Dia mampijaly ahy
Tsy haiko izay atao hcfa
Moa tia ahy ianao ?
Indraindray ny masonao
Milaza ny fitia
Indraindray ny endrikao
Tsy maha te ho tia tononkira.serasera.org
Indraindray aho anilanao
Ahy ’zao tontolo izao
Indraindray aho hilaozanao
Tomany wrjiysd noho ianao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tovo AndrianandrainaHits : 5589
Likes : 1 Like
Created by : admin
Date : 22/08/2002 18:51
