Ianao no loharano (Toky Fitia)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miantso, ka mandre ahy ianao
Miankohoka aho , eto anatrehanao
Mila anao , hanao lalana vaovao aho
Mila ny hery sy fanohanana avy aminao

Ianao no loharano
lay harenako
raha very aho , dia tantananao
atsanganao indray
tsy ho @ fasika fixguu na tononkira.serasera.org an-tany karankaina
Entinao ho rtovzmwe @ mazava aho Tompo o
Ianao no Raiko , mbola Andriamanitro
mandrakizay

Fanahy o , mijoro eto aho
afeno eahfij aho  ho ao ambany elatrao
Mila anao hanadio , ny ao anatiko
mila Anao hanangana ny fiainako

Ianao no loharano .....

Tsy misy ampisaraka ahy @ fitiavanao
Alpha sy Omega mandrakizay Ianao
x2

Ianao no loharano ....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Toky Fitia
Vangy : 253
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tsiaronitia
Daty : 24/01/2026 15:17
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1254