Mipitrapitra (feat Stéphanie Rakoto) (Titi Raha)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mangingina ao anatiko ao androany,
Mangingina lasa vinany.
Sentosento mameno ny akany,
Manjombonjombona any ho any. relga

Mipitrapitra aho,
Tena sina manirery.
Tonga tomany aho.
Toa ranomason-jorery.
Very dia hnxpugn fiqxjopl e, fa nilaozanao any.
Mba modia re, raha mbola misy any.

Tsy voarefy na voafefy ilay toloko ao,
Fa mampiabo ahiahy.
Tsy voarafy na dia mafy ny ao am-poko tononkira.serasera.org ao,
Mahabe fakam-panahy.


Tonony sy feony : Thierry Raharisoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Titi Raha
Vangy : 2256
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 18/11/2017 19:04
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0193