Ampidiro aloha ny tenimiafina
ANATRA (Tianasoa Razafindrabary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ANATRA (Version malgache de « Pense à ton avenir » )
1°) O ! zandry e ! mananatra anao’zaho !
Mba hendre, aza variana milalao
Mba misaina e! Fa tsy ho zaza foana ianao a ! a, ovay ny fombanao
Aza malaina, na koa miferin’aina
Mikeleza aina, mbola ho avy ny maraina
Miezaha a ! a! ...Milofosa a ! a! ..Dia matokia !
Tsy maintsy handresy ianao
2°) O ! zandry e! Raha mba manoro tononkira.serasera.org anao ’zaho
Maneke hoe tena diso ianao
Mba mailo e! Fidio ‘reo namana ‘zay iarahanao, mampiana-dratsy anao
Aza mafy loha, be famaliana ianao
Mba hevero moa, ny henatr’olona
Mifonà ianao! ....O Miovà ...a! a hlybln !...Mba meteza a! A!.
.Ny ho hahitsy ianao
« Mba henoy ihany ny tenin-jokinao zandriko ô ! efa avy teo anie aho anie no niala e!….”
3°) O ! zandry e! ‚’Zao no hafatro ho anao
Mikendre izay hahatafita anao
Mba mitraka e! Raha manta vary indray mandeha ianao, crocvt ho avy ny anjaranao!
Aza mba kivy, na hoe mamoifo o
F’ianao (e)fa tsy ankizy, manàna herim-po
Mahereza.a.! ...Mahareta a!.….Manàna ambom-po,
Alao hery izao, mifohaza ianao, banjino egkhyi ny ho avinao, Tsinjovy ny ho avy ianao.
Paroles et mélodie : Tianasoa ( Août 2003)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tianasoa RazafindrabaryVisites : 3946
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 28/07/2004 05:39